Micah 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny firenena rehetra dia samy mandeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy, fa isika kosa dia handeha amin’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitsika mandrakizay doria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny firenena rehetra samy mandeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy, ary isika mandeha amin’ny Anaran’i Iaveh, Andriamanitsika mandrakizay dia ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny firenen-kafa rehetra samy mankato ny andriamaniny avy; fa isika kosa mankatò ny TOMPO Andriamanitsika, mandrakizay doria.
Malagasy Bible 1865
Fa ny firenena rehetra samy mandeha amin'ny anaran'ny andriamaniny avy; Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny firenena rehetra dia samy mandeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy, fa isika kosa dia handeha amin’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitsika mandrakizay doria.
malagasy
Fa ny firenena rehetra samy mandeha amin'ny anaran'ny andriamaniny avy; Fa isika kosa handeha amin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika mandrakizay doria.