Micah 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, no hanangonako ny mandringa sy hamoriako izay noroahina mbamin’izay nampahoriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - horaisiko ny mandringa, hovoriko ny efa mihahaka, sy izay efa nasiako mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Amin’izany andro izany dia hangoniko indray ny saozanina, hovorîko indray izay niely sy nampahorîko.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, No hanangonako ny mandringa Sy hamoriako izay noroahina Mbamin'izay nampahoriko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, no hanangonako ny mandringa sy hamoriako izay noroahina mbamin’izay nampahoriko.
malagasy
Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, No hanangonako ny mandringa Sy hamoriako izay noroahina Mbamin'izay nampahoriko;