Micah 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry Tilikambon’ny andian’ondry, tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, aminao no ho tonga izany; eny, ho tonga indray ny fahefana voalohany, dia ny fanjakan’i Jerosalema zanakavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry tilikambon’ny andiam-biby fiompy, tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna, ho tonga hatreo aminao, dia hiverina aminao ny fanapahana taloha, dia ny fanjakana izay ananan’ny zanaka vavin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ianao, ry tendrombohitra Tsiôna izay mitsinjo ny vahoaka toy ny tilikambo fiambenana, haverina aminao ny fahefana taloha; ho renivohi-panjakana indray i Jerosalema.»
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry tilikambon'ny andiany. Tendrombohitr'i Ziona zanakavavy, Aminao no ho tonga izany, eny, ho tonga ny fanapahana voalohany, Dia ny fanjakan ' i Jerosalema zanakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry Tilikambon’ny andian’ondry, tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, aminao no ho tonga izany; eny, ho tonga indray ny fahefana voalohany, dia ny fanjakan’i Jerosalema zanakavavy.
malagasy
Ary ianao, ry tilikambon'ny andiany. Tendrombohitr'i Ziona zanakavavy, Aminao no ho tonga izany, eny, ho tonga ny fanapahana voalohany, Dia ny fanjakan' i Jerosalema zanakavavy.[Na: tilikambon'i Edera][Na: Ofelan'i Ziona][Na: hanjakana aminy]