Micah 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana no mitaraina mafy ianao? Moa tsy misy mpanjaka va ao aminao, sa lany ringana avokoa ny mpanolotsainanao, no dia azon’ny fanaintainana ianao, toy ny vehivavy eo am-piterahana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no manezaka mitaraina ianao ankehitriny? Tsy misy mpanjaka va eo aminao, ary levona ny mpanolo-tsainao, no dia voan’ny fanaintanana ianao, toy ny vehivavy raha miteraka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana kosa no mitaraina mafy ianareo, ry mponin’i Jerosalema? Fa angaha tsy misy mpanjaka ao aminareo? Sa maty ireo mpanolo-tsainareo no dia manaintaina toy ny vehivavy miteraka ianareo?
Malagasy Bible 1865
Koa nahoana no mitaraina mafy ianao? Moa tsy misy mpanjaka va ao aminao, Sa lany ringana avokoa ny mpanolotsainao, No dia azon'ny fanaintainana ianao, toy ny vehivavy raha miteraka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana no mitaraina mafy ianao? Moa tsy misy mpanjaka va ao aminao, sa lany ringana avokoa ny mpanolotsainanao, no dia azon’ny fanaintainana ianao, toy ny vehivavy eo am-piterahana?
malagasy
Koa nahoana no mitaraina mafy ianao? Moa tsy misy mpanjaka va ao aminao, Sa lany ringana avokoa ny mpanolotsainao, No dia azon'ny fanaintainana ianao, toy ny vehivavy raha miteraka?