Micah 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hofoanako ny tanàna amin’ny taninao ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna eo amin’ny taninao horavako; ny tranonao mimanda harodako avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horavako ny tanàna eo amin’ny taninareo, ary harodako avokoa ny mandanareo.
Malagasy Bible 1865
Hofoanako ny tanàna amin'ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hofoanako ny tanàna amin’ny taninao ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;
malagasy
Hofoanako ny tanàna amin'ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;