Micah 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hofoanako tsy hisy amin’ny tananao ny fanandroanao ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famosavianao, hoesoriko eny an-tananao, ka tsy hisy mpimasy intsony eo aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofoanako tsy ho eo an-tanànanareo ny fanaovana ody ratsy ary tsy hisy eo aminareo intsony ny mpanandro.
Malagasy Bible 1865
Hofoanako tsy hisy amin'ny tananao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hofoanako tsy hisy amin’ny tananao ny fanandroanao ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.
malagasy
Hofoanako tsy hisy amin'ny tananao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.