Micah 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra sy ny tsangambaton-tsampinao ka tsy hiankohoka eo anatrehan’ny asan’ny tananao intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sampy aman-tsangam-batonao hofoanako eo aminao, ka tsy hivavaka amin’ny asan-tananao intsony ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofoanako tsy ho eo afovoanareo intsony ny sampinareo sy ny tsangambaton-tsampinareo, ka tsy hiankohoka amin’ny zavatra izay nataon’ny tananareo intsony ianareo.
Malagasy Bible 1865
Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra Sy ny tsangam-baton-tsampinao; Ary tsy hiankohoka eo anatrehan'ny asan'ny tananao intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra sy ny tsangambaton-tsampinao ka tsy hiankohoka eo anatrehan’ny asan’ny tananao intsony ianao.
malagasy
Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra Sy ny tsangam-baton-tsampinao; Ary tsy hiankohoka eo anatrehan'ny asan'ny tananao intsony ianao.