Micah 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hongotako tsy ho eo aminao ny tsangankazon-tsampin’ny Aserahanao ary horavako koa ny tanànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hongotako ny aserah eo afovoanao, ary harodako ny tanànanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hongotako tsy ho eo afovoanareo ny tsatokazo ho an’i Aserà ary hofongorako ireo sampinareo.
Malagasy Bible 1865
Hongotako tsy ho eo aminao ny Aserahanao; Ary horavako koa ny tanànanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hongotako tsy ho eo aminao ny tsangankazon-tsampin’ny Aserahanao ary horavako koa ny tanànanao.
malagasy
Hongotako tsy ho eo aminao ny Aserahanao; Ary horavako koa ny tanànanao. [Anaran'andriamani-tsy-izy, na ny sariny][Na: haringako koa ny fahavalonao]Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.