Micah 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ny hatezerako amam-pahavinirako Aho hamaly faty an’ireo firenena izay tsy nihaino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahatezerana mirehitra mafy no hanatanterahako valifaty amin’ny firenena izay tsy nihaino Ahy.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
malagasy
Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.