Micah 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hatolony ireny ambara-pahatongan’ny fotoana hiterahan’ny iray izay hiteraka; ary izay sisa amin’ny rahalahiny dia hiverina ho eo amin’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izany, dia hanolotra an’ireny izy mandra-piavin’ny fotoana hiterahan’ilay tsy maintsy hiteraka; ary ny sisa amin’ireo rahalahiny dia hiverina amin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Noho izany, ny Tompo dia hanolotra ny vahoakany amin’ny fahavalo mandra-piavin’ny andro hahatera-dahy ny vehivavy iray; ka izay sisa velona, amin’ireo rahalahiny voasesi-tany, dia hiverina ho any amin’ireo Israelita namany.
Malagasy Bible 1865
Koa dia hatolony ireny, Ambara-pihavin'ny fotoana hiterahan'izay anankiray hiteraka; Ary izay sisa amin'ny rahalahiny dia hiverina mbamin'2 ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hatolony ireny ambara-pahatongan’ny fotoana hiterahan’ny iray izay hiteraka; ary izay sisa amin’ny rahalahiny dia hiverina ho eo amin’ny Zanak’Israely.
malagasy
Koa dia hatolony ireny, Ambara-pihavin'ny fotoana hiterahan'izay anankiray hiteraka; Ary izay sisa amin'ny rahalahiny dia hiverina mbamin'2 ny Zanak'Isiraely.[Na: ho any]