Micah 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy no ho fiadanana. Raha tonga eto amin’ny tanintsika ny Asiriana ka miditra ao amin’ny tranobentsika dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no ho fiadanana. Rehefa ho tonga eto amin’ny tanintsika ny Asirianina, ka hanitsaka ny lapantsika ny tongony, dia hanangana mpiandry ondry fito isika, hamely azy, sy mpifehy ny vahoaka valo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izy no hitondra fiadanana! –Raha tonga hanafika ny tanintsika ny Asirianina ka hitsofoka hatraty an-dapantsika, dia hanangana mpitari-tafika marobe hamelezana azy isika.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy no ho fiadanana. Raha tonga eto amin’ny tanintsika ny Asiriana ka miditra ao amin’ny tranobentsika dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.
malagasy
Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.