Micah 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny tananao hiainga hamely ny rafilahinao ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiainga ny tananareo hamely izay manohitra anareo, ary aoka ho ringana ny fahavalonareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany koa, aoka ny tananareo hiainga hamely izay manohitra anareo ary aoka ho ringana avokoa ny fahavalonareo!
Malagasy Bible 1865
Aoka haingaina amin'ny rafilahinao ny tananao, Ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny tananao hiainga hamely ny rafilahinao ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.
malagasy
Aoka haingaina amin'ny rafilahinao ny tananao, Ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.