Micah 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao ary hofonganiko ny kalesy fitondranao miady;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - ny soavalinao haringako eo aminao, ny kalesinao hofongoriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO hoe: «Izao no ho tonga amin’izany andro izany. Haringako tsy ho eo afovoanareo ny soavalinareo, ary holevoniko ny kalesinareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao, Ary hofonganiko ny kalesinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao ary hofonganiko ny kalesy fitondranao miady;
malagasy
Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao, Ary hofonganiko ny kalesinao,