Micah 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola misy rakitry ny harena azo tamin’ny tsy rariny ihany va ao an-tranon’ny ratsy fanahy na misy efaha tsy ampy famarana ao, izay mahatonga fahatezerana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola misy, ao an-tranon’ny ratsy fanahy ihany va ny harena tsy marina, sy ny efah tsy ampy, maharikoriko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa hohadinoiko ve ny harena maloto nangonin’ny ratsy fanahy ao an-tranony sy ny famarana tsy ampy? Zavatra mahatsiravina izany!
Malagasy Bible 1865
Mbola misy rakitry ny faharatsiana ihany va ao an-tranon'ny ratsy fanahy Sy ny famarana tsy ampy izay voaozona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola misy rakitry ny harena azo tamin’ny tsy rariny ihany va ao an-tranon’ny ratsy fanahy na misy efaha* tsy ampy famarana ao, izay mahatonga fahatezerana?
malagasy
Mbola misy rakitry ny faharatsiana ihany va ao an-tranon'ny ratsy fanahy Sy ny famarana tsy ampy izay voaozona? [Heb. efaha]