Micah 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mety madio va aho raha manana mizana mandainga sy kitapo misy vatomizana tsy marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa hadio va aho, raha mana-mizàna mandainga, sy vato tsy marina ao anatin’ny kitapo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa heveriko ho madio izay mampiasa mizana mandainga sy mitondra an-kitapo ny vato tsy marina?
Malagasy Bible 1865
Mety madio va aho, raha manana mizana mandainga Sy kitapo misy vato tsy marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mety madio va aho raha manana mizana mandainga sy kitapo misy vatomizana tsy marina?
malagasy
Mety madio va aho, raha manana mizana mandainga Sy kitapo misy vato tsy marina?