Micah 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno hetraketraka ny mpanankarenany, miteny lainga ny mponina ao aminy ary ny lelany ao am-bavany dia fitaka avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno fahasiahana ny mpanan-karena amin’ity tanàna ity; milaza lainga ny mponina ao aminy, ary fitaka eo am-bavany fotsiny, ny lelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpanao herisetra ny mpanan-karena amin’ity renivohitra ity; ary mandainga sy mamitaka ny hafa ireo mponina ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa feno loza ny mpanankarenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno hetraketraka ny mpanankarenany, miteny lainga ny mponina ao aminy ary ny lelany ao am-bavany dia fitaka avokoa.
malagasy
Fa feno loza ny mpanankarenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany.