Micah 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho kosa dia hikapoka maharary anao ka handringana anao noho ny helokao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao kosa no Ahy, ka hasiako kapoka mahafaty ianao, haringako noho ny fahotanao ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa nanomboka nikapoka anareo, mba handringanana anareo noho ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho kosa dia hikapoka maharary anao Amin'ny fandringanako anao noho ny helokao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho kosa dia hikapoka maharary anao ka handringana anao noho ny helokao.
malagasy
Izaho kosa dia hikapoka maharary anao Amin'ny fandringanako anao noho ny helokao.