Micah 6:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao dia hamafy nefa tsy hijinja; ianao dia hanosihosy oliva nefa tsy hihosotra diloilo, ary hanosihosy ranom-boaloboka nefa tsy hisotro divay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamafy ianao, fa tsy hijinja; hamia ôliva ianao, fa tsy hihosotra diloilo; hamia ranom-boaloboka, fa tsy hisotro divay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamafy ianareo, nefa tsy hijinja; hanery ôliva, nefa tsy hihosotra menaka; hanosihosy voaloboka, nefa tsy hisotro divay.
Malagasy Bible 1865
Hiantso hamafy, nefa tsy hijinja; Hianao hanosihosy oliva, nefa tsy hihosotra diloilo, Ary hanosihosy ranom-boaloboka, nefa tsy hisotro divay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao dia hamafy nefa tsy hijinja; ianao dia hanosihosy oliva nefa tsy hihosotra diloilo, ary hanosihosy ranom-boaloboka nefa tsy hisotro divay.
malagasy
Hiantso hamafy, nefa tsy hijinja; Hianao hanosihosy oliva, nefa tsy hihosotra diloilo, Ary hanosihosy ranom-boaloboka, nefa tsy hisotro divay;Fa fatra-pitandrina ny lalàn'i Omry Sy ny asan'ny taranak'i Ahaba rehetra ianareo Sady manaraka ny fisainany, Mba hanolorako anao ho figagana, Ary ny mponina any ho zavatra mampisitrisitra, Ka dia hitondra ny latsan'ny oloko ianareo.