Micah 6:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny adin’NY TOMPO ianareo, ry tendrombohitra sy ianareo, ry fanorena-matezan’ny tany. Fa NY TOMPO manana ady amin’ny olony, eny, amin’ny Israely no ifandaharany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ny adin’i Iaveh ianareo, ry tendrombohitra, mbaminareo fanorenan’ny tany tsy azo ovana! Fa manana ady amin’ny vahokany i Iaveh; ka handahatra manohitra an’i Israely Izy. -
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ny adin'i Jehovah ianareo, ry tendrombohitra, Sy ianareo, ry fanorena-matezan'ny tany; Fa Jehovah manana ady amin'ny olony, Eny, amin'ny Isiraely no ifandaharany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny adin’NY TOMPO ianareo, ry tendrombohitra sy ianareo, ry fanorena-matezan’ny tany. Fa NY TOMPO manana ady amin’ny olony, eny, amin’ny Israely no ifandaharany.
malagasy