Micah 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nentiko niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta ianao sady navotako avy tao amin’ny trano nanandevozana. Dia nirahiko hitarika anao i Mosesy sy i Arona ary i Miriama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitondra anao niakatra avy any amin’ny tany Ejipta Aho, ary nanavotra anao tamin’ny trano nahandevozana; ary naniraka teo anoloanao, an’i Môizy sy i Aarôna ary i Maria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nampiakariko avy tany Ejipta ianareo ary nafahako avy tamin’ny fanandevozana, ka nirahiko hitarika anareo i Mosesy sy i Aharôna ary i Miriama.
Malagasy Bible 1865
Fa nentiko niakatra avy tany amin'ny tany Egypta ianao Sady navotako avy tao amin'ny trano nahandevozana: Dia nirahiko hitarika anao Mosesy sy Arona ary Miriama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nentiko niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta ianao sady navotako avy tao amin’ny trano nanandevozana. Dia nirahiko hitarika anao i Mosesy sy i Arona ary i Miriama.
malagasy
Fa nentiko niakatra avy tany amin'ny tany Egypta ianao Sady navotako avy tao amin'ny trano nahandevozana: Dia nirahiko hitarika anao Mosesy sy Arona ary Miriama.