Micah 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon’i Balaka, mpanjakan’i Moaba, sy izay navalin’i Balama, zanak’i Beora, azy, ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, hahafantaranareo ny asa marina nataon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy àry, ry vahoakako, ny hevitra nomen’i Balàka, mpanjakan’i Moaba, sy ny navalin’i Balaama, zanak’i Beôra, azy. Tsarovy ny hatrany Setima ka hatrany Galgalà, hahafantaranao ny fahamarinan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry vahoakako, mba tsarovy izay nokasain’i Balàka mpanjakan’i Môaba hatao sy ny navalin’i Bilehama zanakalahin’i Behôra azy, ary izay niseho hatreo Sitima ka hatrany Gilgala, mba hahafantaranareo asa nanasoavako anareo.»
Malagasy Bible 1865
Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon'i Balaka, mpanjakan'i Moaba, Sy izay navalin'i Balama, zanak'i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon’i Balaka, mpanjakan’i Moaba, sy izay navalin’i Balama, zanak’i Beora, azy, ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, hahafantaranareo ny asa marina nataon’NY TOMPO.
malagasy