Micah 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaitra ny tanàna ny feon’NY TOMPO ary mahita ny anaranao ny hendry; henoinareo ny tsorakazo sy izay nanendry azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso mafy miteny amin’ny tanàna ny feon’i Iaveh - ary fahendrena kosa ny manaja ny Anaranao: - Mihainoa ianareo, ny tsora-kazo, mbamin’izay nandidy azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahendrena ny manaja ny TOMPO! Miantso ny ao an-drenivohitra Izy manao hoe: «Mihainoa, ianareo ry fokon’i Joda sy ry loholona mivory eto an-drenivohitra!
Malagasy Bible 1865
Manaitra ny tanàna ny feon'i Jehovah, Ary mahita ny anaranao ny hendry; Henoinareo ny tsorakazo sy Izay nanendry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaitra ny tanàna ny feon’NY TOMPO ary mahita ny anaranao ny hendry; henoinareo ny tsorakazo sy izay nanendry azy!
malagasy
Manaitra ny tanàna ny feon'i Jehovah, Ary mahita ny anaranao ny hendry; Henoinareo ny tsorakazo sy Izay nanendry azy.[Heb. ny fahendrena; na: ary fahendrena no kendren'ny anaranao]