Micah 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita izany ilay fahavaloko ka hosaronan-kenatra, dia ilay niteny tamiko hoe: Aiza izay TOMPO Andriamanitrao? Ho faly mahita azy ny masoko rehefa tonga fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalambe izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita izany anie ikala fahavaloko, ka ho safo-kenatra anie izy, dia izy ilay nanao tamiko hoe: Aiza izay Iaveh Andriamanitrao? Hibanjina azy ny masoko: amin’izao dia hohitsakitsahina izy, toy ny fotaka eny amin’ny arabe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita izany ny fahavalonay ka ho rakotry ny henatra, dia ireo niteny taminay hoe: «Aiza ihany ny TOMPO Andriamanitrareo?» Ho finaritra izahay hahita azy ireo, fa amin’izay dia ho tonga fanosy toy ny fotaka eny an-dàlana izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hahita izany ilay fahavaloko ka hosaronan-kenatra, Dia ilay nanao tamiko hoe: Aiza Izay Jehovah Andriamanitrao? Ho faly mahita azy ny masoko; Ankehitriny dia ho fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalambe izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita izany ilay fahavaloko ka hosaronan-kenatra, dia ilay niteny tamiko hoe: Aiza izay TOMPO Andriamanitrao? Ho faly mahita azy ny masoko rehefa tonga fanitsakitsaka toy ny fotaka eny an-dalambe izy.
malagasy