Micah 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E, ny andro hananganana ny mandanao, fa amin’izany andro izany dia hitarina ny faritrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy ny andro hananganana ny mandanao indray; amin’izany andro izany hofoanana ny didy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy ny andro hananganana indray ny màndan’ny renivohitrao, ry Joda; ka amin’izany andro izany, dia hitarina lavitra kokoa ny faritry ny taninao.
Malagasy Bible 1865
He ny andro hananganana ny mandanao! Amin'izany andro izany dia hitarina ny faritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E, ny andro hananganana ny mandanao, fa amin’izany andro izany dia hitarina ny faritrao.
malagasy
He ny andro hananganana ny mandanao! Amin'izany andro izany dia hitarina ny faritra.32[Na: ho lavitra ny didy]