Micah 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ho lao ny tany noho ny amin’ny mponina eo aminy, noho ny vokatry ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjary efitra ny tany, noho ny amin’ny mponina ao aminy: izany no vokatry ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho tonga lao ny tany sisa noho ny asa ratsy vitan’ireo mponina ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Nefa ho lao ny tany noho ny amin'ny mponina eo aminy, Dia noho ny vokatry ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ho lao ny tany noho ny amin’ny mponina eo aminy, noho ny vokatry ny asany.
malagasy
Nefa ho lao ny tany noho ny amin'ny mponina eo aminy, Dia noho ny vokatry ny asany.