Micah 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny tamin’ny andro nivoahanao avy tany amin’ny tany Ejipta no hanehoako zava-mahagaga aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny tamin’ny andro nivoahanao avy any amin’ny tany Ejipta, haneho zava-mahagaga aminy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«–Toy ny tamin’ny andro nialan’ny vahoakako tany Ejipta, dia hanao zava-mahagaga ho azy Aho.–»
Malagasy Bible 1865
Toy ny tamin'ny andro nivoahanao avy tany amin'ny tany Egypta No hanehoako azy zava-mahagaga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny tamin’ny andro nivoahanao avy tany amin’ny tany Ejipta no hanehoako zava-mahagaga aminy.
malagasy
Toy ny tamin'ny andro nivoahanao avy tany amin'ny tany Egypta No hanehoako azy zava-mahagaga.