Micah 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita izany ny Jentilisa ka ho rakotra henatra na dia mahery toy inona aza izy ireny; hitampim-bava izy, ho tonga marenina ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahita izany ireo firenena, ka hahamenatra azy avokoa ny heriny rehetra; hitampim-bava izy ireo, hangintsingintsina ny sofiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita izany ny firenen-kafa ka ho menatra na dia eo aza ny heriny rehetra. Ho gaga loatra izy ka hitampim-bava sy ho gina sofina.
Malagasy Bible 1865
Hahita izany ny jentilisa, Ka hahamenatra azy ny heriny rehetra; Hitampim-bava izy, Ho tonga marenina ny sofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita izany ny Jentilisa* ka ho rakotra henatra na dia mahery toy inona aza izy ireny; hitampim-bava izy, ho tonga marenina ny sofiny.
malagasy
Hahita izany ny jentilisa, Ka hahamenatra azy ny heriny rehetra; Hitampim-bava izy, Ho tonga marenina ny sofiny.