Micah 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanefa fahamarinana ho an’i Jakoba Ianao ary famindrampo ho an’i Abrahama, dia ilay nianiananao tamin’ny razanay hatramin’ny andro taloha ela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hampiseho amin’i Jakôba ny fahamarinanao Ianao, sy amin’i Abrahama ny famindram-ponao; izay efa nianiananao tamin’ny razanay hatramin’ny andro fahataloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasehonao aminay taranak’i Abrahama sy i Jakôba ny toetranao mahatoky sy ny fitiavanao, araka izay efa nianiananao tamin’ny razambenay hatramin’ny andro fahagola.
Malagasy Bible 1865
Hanefa fahamarinana ho an'i Jakoba Hianao Sy famindram-po ho an'i Abrahama, Dia ilay nianiananao tamin'ny razanay hatramin'ny andro taloha ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanefa fahamarinana ho an’i Jakoba Ianao ary famindrampo ho an’i Abrahama, dia ilay nianiananao tamin’ny razanay hatramin’ny andro taloha ela.
malagasy
Hanefa fahamarinana ho an'i Jakoba Hianao Sy famindram-po ho an'i Abrahama, Dia ilay nianiananao tamin'ny razanay hatramin'ny andro taloha ela.