Micah 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matoky namana ianareo, aza manankim-po amin’ny sakaiza mahazatra fa ambeno ny varavaran’ny vavanao na dia amin’ny andefimandrinao aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mino izay sakaiza ianareo, na matoky izay ifankazarana indrindra: na eo anatrehan’ilay mandry eo am-pofoanao aza dia tano ny teny ao am-bavanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza matoky namana, ary aza miantehitra amin-tsakaiza. Tandremo tsara ny vavanareo na dia eo anatreham-bady aza.
Malagasy Bible 1865
Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran'ny vavanao na dia amin'izay andefimandrinao aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matoky namana ianareo, aza manankim-po amin’ny sakaiza mahazatra fa ambeno ny varavaran’ny vavanao na dia amin’ny andefimandrinao aza.
malagasy
Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran'ny vavanao na dia amin'izay andefimandrinao aza.