Micah 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mifaly amin’ny manjo ahy, ry fahavaloko! Fa na dia lavo aza aho dia mbola hiarina ihany; raha mitoetra ao amin’ny maizina aho dia NY TOMPO no fahazavana ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mifaly noho ny amiko, ry ikala fahavaloko, fa na lavo aza aho, mbola hiarina; na mitoetra amin’ny maizina aza aho, i Iaveh no fahazavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mihomehy ny aminay ianareo fahavalonay! fa na lavo aza izahay, dia mbola hiarina; ary na mipetraka ao amin’ny maizina aza izahay, dia ny TOMPO no fahazavana ho anay.
Malagasy Bible 1865
Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; Raha mitoetra ao amin'ny maizina aho, Dia Jehovah no fahazavana ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mifaly amin’ny manjo ahy, ry fahavaloko! Fa na dia lavo aza aho dia mbola hiarina ihany; raha mitoetra ao amin’ny maizina aho dia NY TOMPO no fahazavana ho ahy.
malagasy
Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; Raha mitoetra ao amin'ny maizina aho, Dia Jehovah no fahazavana ho ahy.