Nahum 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tao aminao no nivoahan’ny iray izay misain-dratsy hoenti-manohitra NY TOMPO sady mamoron-kevi-dratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy taminao no nivoahan’ilay misain-dratsy hanoherana an’i Iaveh, izay mamoron-kevitra mahameloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tao aminao, ry Ninive, no nipoitra ilay misain-dratsy hanohitra ny TOMPO dia ilay lehilahy mpamorona hevi-poana.
Malagasy Bible 1865
Avy tao aminao no nivoahan'ny anankiray izay misain-dratsy ho enti-manohitra an'i Jehovah Sady mamoron-kevi-dratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tao aminao no nivoahan’ny iray izay misain-dratsy hoenti-manohitra NY TOMPO sady mamoron-kevi-dratsy.
malagasy
Avy tao aminao no nivoahan'ny anankiray izay misain-dratsy ho enti-manohitra an'i Jehovah Sady mamoron-kevi-dratsy.