Nahum 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Na dia tsy latsaka isa fa mbola maro aza ireny dia hofongorana ihany izy ka tsy hisy intsony. Efa nampahory anao Aho ka tsy hampahory anao intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Na dia tsy latsaka isa sady maro aza izy ireo, dia hojinjaina ary tsy hisy intsony. Efa nanetry anao Aho, ka tsy hanetry anao intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO amin’ny vahoakan’i Joda: «Na dia maro sy matanjaka aza ny fahavalonareo, dia hanjavona tsy ho hitanareo intsony. Efa nampahory anareo Aho ka tsy hampahory intsony.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Na dia tsy latsaka isa ka mbola maro aza ireny, Dia hofongorana ihany izy ka ho levona Fa efa nampahory anao Aho, Ka tsy hampahory anao intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Na dia tsy latsaka isa fa mbola maro aza ireny dia hofongorana ihany izy ka tsy hisy intsony. Efa nampahory anao Aho ka tsy hampahory anao intsony.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Na dia tsy latsaka isa ka mbola maro aza ireny, Dia hofongorana ihany izy ka ho levona Fa efa nampahory anao Aho, Ka tsy hampahory anao intsony.