Nahum 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, hopotehiko ny ziogany ho afaka aminao ary hotapahiko ny famatorana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, ry Jodà ô, hotapahiko hiala aminao ny jiogany; ary hatòsako ny famatorana anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny dia homontsaniko ny ziogam -pahavalo mangeja anareo; ary hotapahiko ny gadranareo.»
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny hotapahiko ny ziogany ho afaka aminao, Ary hotosako ny famatorana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, hopotehiko ny ziogany ho afaka aminao ary hotapahiko ny famatorana anao.
malagasy
Fa ankehitriny hotapahiko ny ziogany ho afaka aminao, Ary hotosako ny famatorana anao.Ary Jehovah efa nandidy ny aminao hoe: Tsy ho velo-maso intsony ny anaranao; Hataoko tapaka tsy ho ao an-tranon'ny andriamanitrao ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra an-idina; Hanao ny fasana ho anjaranao Aho, satria hita fa latsa-danja ianao.