Nahum 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka NY TOMPO; NY TOMPO dia mpamaly heloka sady feno fahatezerana; NY TOMPO dia mpamaly ny rafilahiny ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra saro-piaro sy mpamaly heloka i Iaveh; mpamaly heloka i Iaveh; sady mahalala fahatezerana; mamaly izay manohitra Azy i Iaveh, sady mitahiry fahatezerana amin’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra sarotiny sy mpanafay ny TOMPO. Manafay tokoa ny TOMPO ary mahatsiravina ny fahatezerany; eny, manafay izay manohitra Azy ny TOMPO, ary mirehi-kavinirana amin’ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka NY TOMPO; NY TOMPO dia mpamaly heloka sady feno fahatezerana; NY TOMPO dia mpamaly ny rafilahiny ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony.
malagasy
Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony.