Nahum 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miteny mafy ny ranomasina Izy ka mahatankina azy sady mandritra ny ony rehetra; malazo i Basana sy i Karmela ary malazo koa ny vonin’i Libanona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandrahona ny ranomasina izy dia ataony maina; ary ataony ritra ny ony rehetra. Malazo i Basàna sy i Karmely, malazo koa ny zava-manirin’i Libàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teneniny mafy ny ranomasina dia tankina; ataony ritra avokoa ny ony rehetra. Tonga maina ny ahitr’i Basàna sy i Karmela, ary manjary malazo ny voninkazon’i Libàno.
Malagasy Bible 1865
Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin'i Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miteny mafy ny ranomasina Izy ka mahatankina azy sady mandritra ny ony rehetra; malazo i Basana sy i Karmela ary malazo koa ny vonin’i Libanona.
malagasy
Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin'i Libanona.