Nahum 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihovotrovotra eo anatrehany ny tendrombohitra sady mihotsaka ny havoana; mihorohoro eo anatrehany koa ny tany, dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihorohoro ny tendrombohitra eo anoloany, ary miempo ny havoana; mientanentana ny tany eo anatrehany, dia izao tontolo izao sy izay rehetra monina eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihovitrovitra eo anoloany ny tendrombohitra, ary mihotsaka koa ny havoana; mihorohoro eo anatrehany ny tany, izao tontolo izao sy ny mponina ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihovotrovotra eo anatrehany ny tendrombohitra sady mihotsaka ny havoana; mihorohoro eo anatrehany koa ny tany, dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy.
malagasy
Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy.