Nahum 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara NY TOMPO, fialofana amin’ny andro fahoriana; mahalala izay mialoka aminy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara fo i Iaveh; Fiarovana amin’ny androm-pahoriana Izy. ary mahalala izay matoky Azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsara ny TOMPO, fialofana amin’ny andro mahory Izy. Izy no miahy izay mialoka aminy,
Malagasy Bible 1865
Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana,Ka mahalala izay mialoka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara NY TOMPO, fialofana amin’ny andro fahoriana; mahalala izay mialoka aminy Izy.
malagasy
Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana,Ka mahalala izay mialoka aminy.