Nahum 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny riaka manafotra no anatanterahany fandringanana amin’io toerana io, ary ny fahavalony dia henjehiny ho any amin’ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofoanany amin’ny riaka manafotra izany fitoerana izany; ary hoenjehina hatrany anatin’ny haizina ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia tonga hanafotra aza ny loza. Fa potehiny kosa ny fahavalony ary alefany any amin’ny haizim-pahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny riaka manafotra no anafoanany ny fitoerany, Ary ny fahavalony dia henjehiny ho any amin'ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny riaka manafotra no anatanterahany fandringanana amin’io toerana io, ary ny fahavalony dia henjehiny ho any amin’ny maizina.
malagasy
Fa amin'ny riaka manafotra no anafoanany ny fitoerany, Ary ny fahavalony dia henjehiny ho any amin'ny maizina.[Na: henjehin'ny; na henjehiny amin'ny]