Nahum 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no heverinareo hoenti-manohitra NY TOMPO? Fandringanana no hataony, tsy hiverina fanindroany ny fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no hevitrao ny amin’i Iaveh? hotanterahiny ny fandravana: tsy hipoitra fanindroany ny fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa no iokoanareo hanohitra ny TOMPO? Fa handringana ny mpamoritra Izy, ka tsy hanindroa intsony ny fahoriana.
Malagasy Bible 1865
Inona no heverinareo ho enti-manohitra an 'i Jehovah? Fahafonganana no hataony, Tsy hiverina fanindroany ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no heverinareo hoenti-manohitra NY TOMPO? Fandringanana no hataony, tsy hiverina fanindroany ny fahoriana.
malagasy
Inona no heverinareo ho enti-manohitra an'i Jehovah? Fahafonganana no hataony, Tsy hiverina fanindroany ny fahoriana.[Na: ahoana no hevitrareo ny amin'i]