Nahum 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrobà volafotsy, Mandrobà volamena! Fa tsy hita lany ny rakitra soa, dia ny habetsahan’ny zavatra sarobidy isan-karazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Baboy ny volafotsy, baboy ny volamena! fa tsy hita lany ny hareny, mbamin’ny fanaka sarobidiny rehetra voaangony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hobaboina ny volafotsy sy ny volamena fa tsy mety ritra ny hareny, dia ireo zava-tsarobidy miavosa!
Malagasy Bible 1865
Mamaboa volafotsy, Mamaboa volamena! Fa tsy hita lany ny rakitra soa, Dia ny habetsahan'ny fanaka mahafinaritra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrobà volafotsy, Mandrobà volamena! Fa tsy hita lany ny rakitra soa, dia ny habetsahan’ny zavatra sarobidy isan-karazany.
malagasy
Mamaboa volafotsy, Mamaboa volamena! Fa tsy hita lany ny rakitra soa, Dia ny habetsahan'ny fanaka mahafinaritra rehetra.