Nahum 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaroba daholo, potipotika, foana sady lao! Kivy ny fo, mangozohozo ny lohalika, manaintaina ny andilana rehetra, mivaloarika ny tarehy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Foana, voaroba, tankina! Kivy ny fo, mangovitra ny lohalika, mitapitapin’ny fiahiana mafy ny valahana rehetra, mivaloarika avokoa ny tarehy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy afa-tsy fandrobana sy fandravana ary fanimbana no hita! Kivy ny fon’ny rehetra; mangozohozo ny lohalika, mangovitra ny vatana ary mivaloarika ny tarehy.
Malagasy Bible 1865
Indrisy! foana, eny, foana sady lao! Kivy ny fo, miady ny lohalika, Manaintaina ny valahany rehetra, Mivaloarika ny tarehiny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaroba daholo, potipotika, foana sady lao! Kivy ny fo, mangozohozo ny lohalika, manaintaina ny andilana rehetra, mivaloarika ny tarehy rehetra.
malagasy
Indrisy! foana, eny, foana sady lao! Kivy ny fo, miady ny lohalika, Manaintaina ny valahany rehetra, Mivaloarika ny tarehiny rehetra.