Nahum 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa mampody ny voninahitr’i Jakoba, toy ny ampodiany ny voninahitr’Israely; fa efa nandroba azy ny mpandroba ary nanimba ny sampam-boalobony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh mampody ny voninahitr’i Jakôba, mbamin’ny voninahitr’i Israely, satria norobain’ny mpandroba izy, sady nosimbany ny foto-boalobony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa efa ampodin’ny TOMPO indray ny voninahitry ny taranak’i Jakôba efa ampodiny indray ny voninahitr’i Israely, ilay voaloboka rava sady simban’ny mpandroba.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa mampody ny voninahitr 'i Jakoba, Toy ny ampodiany ny voninahitr 'Isiraely; Fa ny mpandroba efa nandroba azy Ary nanimba ny sampam-boalobony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa mampody ny voninahitr’i Jakoba, toy ny ampodiany ny voninahitr’Israely; fa efa nandroba azy ny mpandroba ary nanimba ny sampam-boalobony.
malagasy
Fa Jehovah efa mampody ny voninahitr'i Jakoba, Toy ny ampodiany ny voninahitr'Isiraely; Fa ny mpandroba efa nandroba azy Ary nanimba ny sampam-boalobony.[Na: miverina ho amin'ilay reharehany][Na: toy ny amin'ny reharehany]