Nahum 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novohana ireo vavahadin’ny renirano ary mirodana ny lapa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoha ny vavahadin’ny ony, dia mirodana ny lapa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vaky tampoka ny vavahady manolotra ny ony, ary mirodana ny lapa.
Malagasy Bible 1865
Vohana ny vavahadin-drenirano, Ary reraka ny lapa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novohana ireo vavahadin’ny renirano ary mirodana ny lapa.
malagasy
Vohana ny vavahadin-drenirano, Ary reraka ny lapa.[Heb: miempo]