Nahum 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no iafarany: Ampitanjahina izy dia noentina ho babo, ary mitoloko azy manao feom-boromailala ny mpanompovavy sady miteha-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa tanteraka izao, dia nampitanjahiny, lasan-ko babo izy io, ka mitoloko ny mpanompovaviny toy ny fitolokon’ny voromahailala; mandondon-tratra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo ka nentin-ko babo ny sarin’ny andriamani-baviny, ary ny mpanompovaviny mitoloko toy ny voromahailala sady mandòn-tratra noho ny alahelo.
Malagasy Bible 1865
Izao no voatendry: ampitanjahina izy, dia lasan-ko babo, Ary ny ankizivavy mitoloko azy manao feom-boromailala Sady miteha-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no iafarany: Ampitanjahina izy dia noentina ho babo, ary mitoloko azy manao feom-boromailala ny mpanompovavy sady miteha-tratra.
malagasy
Izao no voatendry: ampitanjahina izy, dia lasan-ko babo, Ary ny ankizivavy mitoloko azy manao feom-boromailala Sady miteha-tratra.[Na: Hozaba dia nampitanjahina ka]