Nahum 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’ny tanàna mpandatsa-dra! Feno lainga sy loza amin’atambo; tsy ialan-dremby ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ny tanàna mpandatsa-dra, feno fanambakana amam-pahasiahana tsy mitsahatra amin’ny halatra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozanao, ry tanàna mpandatsaka ain’olona, mpanao hosoka sy fanambakana, ary tsy ialana fandrobana!
Malagasy Bible 1865
Lozan'ny tanàna mpandatsa-drà! Feno lainga sy fandozana izy; Tsy ialan-dremby ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’ny tanàna mpandatsa-dra! Feno lainga sy loza amin’atambo; tsy ialan-dremby ao aminy.
malagasy
Lozan'ny tanàna mpandatsa-drà! Feno lainga sy fandozana izy; Tsy ialan-dremby ao aminy.