Nahum 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho mamo koa ianao ka hiafina; hitady fiarovana mafy koa ianao hierenao ny fahavalonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao koa hampileovina, dia hanjavona tsy hita intsony; ianao koa eo anatrehan’ny fahavalo hitady fialofana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anjaranao koa izao, ry Ninive, ny ho leom-pangirifiriana ka ho difotr’izany; anjaranao koa izao ny hitady fiafenana hialana amin’ny fahavalo.
Malagasy Bible 1865
Hianao koa ho mamo ka hiafina, Hianao koa hitady fiarovana mafy hierenao ny fahavalonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho mamo koa ianao ka hiafina; hitady fiarovana mafy koa ianao hierenao ny fahavalonao.
malagasy
Hianao koa ho mamo ka hiafina, Hianao koa hitady fiarovana mafy hierenao ny fahavalonao.