Nahum 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, vehivavy sisa no olonao ao aminao; midanadana hidiran’ny fahavalonao ny vavahadin’ny taninao; levon’ny afo ny hidinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny vahoakanao fa toy ny vehivavy eo afovoanao; eo anoloan’ny fahavalonao, dia hivoha midanadana ireo vavahadin’ny taninao; levon’ny afo ny hidinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro tonga osa toy ny vehivavy ny lehilahy eo aminao; ary midanadana ho an’ny fahavalonao ny vavahadin’ny taninao, satria kilan’ny afo ny hidiny.
Malagasy Bible 1865
Indro, vehivavy no olonao ao aminao; Hidiran'ny fahavalonao no hidananan'ny vavahadin'ny taninao; Levon'ny afo ny hidinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, vehivavy sisa no olonao ao aminao; midanadana hidiran’ny fahavalonao ny vavahadin’ny taninao; levon’ny afo ny hidinao.
malagasy
Indro, vehivavy no olonao ao aminao; Hidiran'ny fahavalonao no hidananan'ny vavahadin'ny taninao; Levon'ny afo ny hidinao.