Nahum 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any no handevonan’ny afo anao sy handripahan’ny sabatra anao; hohaniny toy ny fihinan’ny valalavao ianao. Mihamaroa toy ny valalavao, mihabetsaha toy ny valala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any no handevonan’ny afo anao, handripahan’ny sabatra anao. Any no hihinanany anao, toy ny ieleka na dia ho maro toy ny ieleka aza ianao, sy ho betsaka toy ny valalavao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho faty kilan’ny afo sy ho ripaky ny sabatra ianareo; eny, ho levona tokoa ianareo, toy ny fandevon’ny valala ny ravina. Nivangongo tahaka ny voangory ny vahoakanao ary nifanaretsaka tahaka ny valala.
Malagasy Bible 1865
Any no handevonan'ny afo anao Sy handripahan'ny sabatra anao; Hohaniny toy ny fihinan'ny valalavao ianao; Mihamaroa toy ny valalavao, Mihabetsaha toy ny valala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any no handevonan’ny afo anao sy handripahan’ny sabatra anao; hohaniny toy ny fihinan’ny valalavao ianao. Mihamaroa toy ny valalavao, mihabetsaha toy ny valala.
malagasy
Any no handevonan'ny afo anao Sy handripahan'ny sabatra anao; Hohaniny toy ny fihinan'ny valalavao ianao; Mihamaroa toy ny valalavao, Mihabetsaha toy ny valala.