Nahum 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataonao betsaka noho ny kintana eny amin’ny lanitra ny mpivaro-mandehanao; mipariaka ny valalavao ka lasa manidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitombo isa ny mpandrantonao ianao, mihoatra noho ny kintana eny an-danitra; mikopaka elatra ny ieleka dia lasa manidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohamaroinao ny mpandrantonao ka mihoatra noho ny kintana eny amin’ny lanitra. Tahaka ny voangory àry elatra ireny ka lasa nanidina nanjavona.
Malagasy Bible 1865
Nataonao betsaka noho ny kintana eny amin'ny lanitra ny mpandrantonao; Mipariaka ny valalavao ka lasa manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataonao betsaka noho ny kintana eny amin’ny lanitra ny mpivaro-mandehanao; mipariaka ny valalavao ka lasa manidina.
malagasy
Nataonao betsaka noho ny kintana eny amin'ny lanitra ny mpandrantonao; Mipariaka ny valalavao ka lasa manidina.[Na: mandevona]