Nahum 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rendremana ny mpiandry ondrinao, ry mpanjakan’i Asiria; miampatrampatra ny lehilahy maherinao; aely eny an-tendrombohitra ny olonao ka tsy misy mamory azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rendremana ny mpiandrinao, ry mpanjakan’i Asiria; mivalandotra ny lehilahy maherinao; mihahaka eny an-tendrombohitra ny vahoakanao; sady tsy misy olona mamory azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matory tsy hifoha intsony ireo filoham-paritaninao ry mpanjakan’i Asiria, ary miampatrampatra ireo jeneralinao. Mihahaka eny an-tendrombohitra ny tafikao, ka tsy misy mamory.
Malagasy Bible 1865
Rendrehana ny mpiandrinao, ry mpanjakan'i Asyria; Miampatrampatra ny lehilahy maherinao; Aely eny an-tendrombohitra ny olonao. Ka tsy misy mamory azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rendremana ny mpiandry ondrinao, ry mpanjakan’i Asiria; miampatrampatra ny lehilahy maherinao; aely eny an-tendrombohitra ny olonao ka tsy misy mamory azy.
malagasy
Rendrehana ny mpiandrinao, ry mpanjakan'i Asyria; Miampatrampatra ny lehilahy maherinao; Aely eny an-tendrombohitra ny olonao. Ka tsy misy mamory azy.Tsy mety mihena ny fangirifirianao, Tsy azo sitranina ny ferinao; Izay rehetra ilazana ny nanjo anao dia hiteha-tanana anao; Fa iza no tsy efa tratry ny fandozanao mandrakariva?